HOMAMIADAN’NY PROSTATE (CANCER DE LA PROSTATE) [MG]
HOMAMIADAN’NY PROSTATE
Fandaharana “SAMY SALAMA“
Radioplus TV-111-679 (startimes)
Radioplus 100.2 FM (radio)
Alakamisy 10 Martsa 2022
(10h30min-11h30min)
---------------------------------------------
HOMAMIADAN’NY PROSTATE
FANAZAVANA:
- Ny Urètre dia fantsona mitondra ny Pipy avy amin’ny Tatavia mivoaka ivelany. Amin’ny lehilahy izy dia mitsinjara ho Urètres:
* Postérieur (aoriana) : Préprostatique - Prostatique (rakofan’ny Prostate) - Membranacée.
* Antérieur (aloha, na spongieux satria rakofan’ny corps spongieux, izay mampihenjana ny filahiana) : Bulbaire - Pénien (anivon’ny filahiana).
- Antenantenan’ny Urètre prostatique dia ahitana fibontsonana antsoina hoe « colliculus séminal » (veru montanum) misy lavaka ivoahan’ny « conduits éjaculateurs » (ivoahan’ny sperme) sy « utricule prostatique ».
- Ny « Androgène » dia hormone (tsiry mpanentana) mihazona ny toe-batana maha-lehilahy. Isan’izany ny Andros